Moa ve mba fantatrao ve? (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Moa ve mba xdhzsjd fantatrao ve ‘zao iainanao izao tononkira.serasera.org
aizd Fa andro mampahory, mampitanondrika anao
Ka saino sy diniho ‘zay tokony hatao
Fa mandalo anie ‘zao fiainana izao ka miomana ianao
Ref : Koa matokia an’i Jesosy ianao
Izy no hamonjy sy hanavotra anao
Ny momba anao rehetra, zctzm apetraho eo Aminy
Fa Jesosy no hamonjy ireo very sy mania
2)Ry olombelona ô, aza variana ety
Miantso anao ny Tompo, miverena re modia
Fa tsy fantatrao na ny ora na ny fotoana
‘Zay hiavian’ny Tompo ka miambena Ianao

--------
Rohy: