Moa ve mba fantatrao ve? (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Moa ve mba fantatrao ve ftrtsxs ‘zao iainanao izao
   Fa andro mampahory, mampitanondrika anao
   Ka saino sy diniho ‘zay tokony hatao
   Fa mandalo anie ‘zao puffvhyy fiainana izao ka miomana ianao
Ref : Koa matokia an’i tononkira.serasera.org Jesosy ianao
        Izy no hamonjy sy hanavotra anao
        Ny momba anao rehetra, apetraho eo Aminy
        Fa Jesosy no hamonjy ireo very sy mania
2)Ry olombelona ô, aza variana ety
   Miantso anao ny Tompo, miverena re modia
   Fa tsy fantatrao na ny ora na ny fotoana
    ‘Zay lptnkmgq hiavian’ny Tompo ka miambena Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 158
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 08:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052