Moa ve mba fantatrao ve? (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Moa ve mba fantatrao ve ‘zao iainanao izao
Fa andro mampahory, mampitanondrika anao
juesxyq Ka saino sy diniho ‘zay tokony hatao
Fa mandalo anie ‘zao fiainana izao ka gdspsb miomana ianao
Ref : Koa matokia an’i Jesosy ianao
Izy no hamonjy sy hanavotra anao bfbsiw
Ny momba anao rehetra, apetraho eo Aminy
Fa Jesosy no hamonjy ireo very sy mania
2)Ry olombelona ô, aza variana ety
Miantso anao ny Tompo, miverena re modia
Fa tsy fantatrao na ny ora na ny fotoana
‘Zay hiavian’ny tononkira.serasera.org Tompo ka miambena Ianao

--------
Link: