Menatra aho (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Menatra hfttlqzq tokoa aho, raha miatrika Anao
  ‘Reo masonao, mitalaho fitiavana
  Jesosy tononkira.serasera.org vjdoww ô, menatra aho
  Tsy misy mafina eo Aminao
  Izaho anie ka mpanota
  Kanefa mbola notiavinao
  Menatra Anao aho Tompo ô !

2)Menatra tokoa aho, raha mibanjina Anao,
  Fa maivana tamiko, Rànao latsaka
  Tsy tahotra, minia manota
  Miantsoantso : «homboy », ireo Jiosy
  Fanesoana, fandatsana
  Fa inona no havaliko Anao koqpz ?
  Menatra Anao aho Tompo ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 07:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326