Menatra aho (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Menatra tokoa aho, raha miatrika Anao
  ‘Reo masonao, mitalaho fitiavana
  Jesosy ô, menatra aho
  Tsy misy mafina eo Aminao
  Izaho anie ka mpanota
  Kanefa mbola notiavinao
  Menatra odsndv Anao aho Tompo ô !

2)Menatra tokoa aho, raha mibanjina Anao,
  Fa maivana tamiko, Rànao latsaka
  Tsy tahotra, minia manota
  Miantsoantso : bmdjevz ezyo «homboy », ireo Jiosy
  Fanesoana, fandatsana
  Fa inona no havaliko Anao ?
  tononkira.serasera.org Menatra Anao aho Tompo ô

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564