Menatra aho (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Menatra tokoa aho, raha miatrika Anao
  ‘Reo masonao, mitalaho fitiavana
  Jesosy ô, menatra aho
  Tsy misy mafina yxyj eo Aminao
  Izaho anie ka mpanota
  Kanefa mbola notiavinao
  Menatra Anao aho Tompo ô !

2)Menatra tokoa aho, raha mibanjina Anao,
  Fa maivana tamiko, Rànao latsaka
  Tsy tahotra, minia tononkira.serasera.org manota
  Miantsoantso : «homboy », ireo Jiosy
  Fanesoana, fandatsana
  Fa inona no havaliko Anao ?
  Menatra Anao aho Tompo ô wjjtvy

edcbauj

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 193
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 07:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308