ISAORAKO NY ANARANAO RY JESO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ny anaranao ry Jeso ô !
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay fgtzt orbv ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny tononkira.serasera.org ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony ny feoko, hihira
Ny foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, qvrhsueg hosana
Ho anao Tompo tia
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay fgtzt orbv ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny tononkira.serasera.org ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony ny feoko, hihira
Ny foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, qvrhsueg hosana
Ho anao Tompo tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 973
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:34
