Ampidiro aloha ny tenimiafina
ISAORAKO NY ANARANAO RY JESO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ny anaranao ry Jeso ô !
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony zjkagqyf ny feoko, ngtk taqzfz hihira
Ny foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, hosana
Ho anao Tompo tia
tononkira.serasera.org
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko ilay ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray
Tsy afeniko intsony ny ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony zjkagqyf ny feoko, ngtk taqzfz hihira
Ny foko izay saiky efa lao
Hosana, hosana, hosana
Ho anao Tompo tia
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 833
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:34
