ISAORAKO NY ANARANAO RY JESO (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ny anaranao ry Jeso ô !
Nanavotra ahy tan-dàlana ety,
Nitantana ahy n'aiza n'aiza aleha,
Nitsilo ho mpitsinjo ny dia ;
Tsy afaka an-tsaiko exhkfv ilay ianao
Nitondra ny mafy ary koa nitalaho
Nitrotro am-panahy ny hiverenako indray
Hamonjy fodiana amin-dray

Tsy afeniko intsony ny ventson'ny foko
Hihira ny Fitiavanao
Hakariko ambony ny feoko, hihira
Ny foko tononkira.serasera.org izay dyfihzy saiky efa lao
Hosana, hosana, hosana
Ho anao Tompo ijvvji tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512