Ampidiro aloha ny tenimiafina
He tonga indray (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga indray anio, noely soa
Hanafaka ny gadram-pahotana jrurq kgpaotc re
Koa mifalia e, ry olombelona ô
Fa afaka, afaka ianao
Ray ô! Ray ô! (Inty aho mpanota)
Tsy mendrika (havaozy ho Anao)
Jesoa ô Jesoa ô (tantano, arovy)
Ny zandrinao (ho hendry, hanoa)
tononkira.serasera.org Fanahy,Fanahy lpmeigtp (fenoy ny herinao)
Ny olonao (handresy ny ratsy)
Hanafaka ny gadram-pahotana jrurq kgpaotc re
Koa mifalia e, ry olombelona ô
Fa afaka, afaka ianao
Ray ô! Ray ô! (Inty aho mpanota)
Tsy mendrika (havaozy ho Anao)
Jesoa ô Jesoa ô (tantano, arovy)
Ny zandrinao (ho hendry, hanoa)
tononkira.serasera.org Fanahy,Fanahy lpmeigtp (fenoy ny herinao)
Ny olonao (handresy ny ratsy)
--------
Rohy:
