He tonga indray (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qkwtp He tonga indray anio, noely soa
Hanafaka ny gadram-pahotana re
Koa mifalia e, ry olombelona ô
Fa afaka, afaka ianao
Ray ô! Ray ô! (Inty aho tononkira.serasera.org mpanota)
Tsy mendrika (havaozy ho Anao)
jabim Jesoa ô Jesoa ô (tantano, arovy)
Ny zandrinao (ho hendry, hanoa)
dncl Fanahy,Fanahy (fenoy ny herinao)
Ny olonao (handresy ny ratsy)
Hanafaka ny gadram-pahotana re
Koa mifalia e, ry olombelona ô
Fa afaka, afaka ianao
Ray ô! Ray ô! (Inty aho tononkira.serasera.org mpanota)
Tsy mendrika (havaozy ho Anao)
jabim Jesoa ô Jesoa ô (tantano, arovy)
Ny zandrinao (ho hendry, hanoa)
dncl Fanahy,Fanahy (fenoy ny herinao)
Ny olonao (handresy ny ratsy)
--------
Link:
