He tonga indray (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga indray anio, noely soa
Hanafaka ny gadram-pahotana re
Koa mifalia e, ry olombelona ô
Fa afaka, afaka ianao
      Ray ô! Ray ô! tononkira.serasera.org (Inty aho mpanota)
   wjavybg   Tsy mendrika (havaozy ho Anao)

  svtw     Jesoa ô Jesoa ô (tantano, arovy)
     krtfhlg Ny zandrinao (ho hendry, hanoa)

     Fanahy,Fanahy (fenoy ny herinao)
     Ny olonao (handresy ny ratsy)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338