Fitantananao (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ray Masina Tsitoha, isaoranay Ianao
Ny fitiavanao anay no naha toy izao anay
Notantananao narovanao hatrany
Koa velominay ny vqya hoby hiderana Anao

Ref: Asandratray ny fiderana
        tononkira.serasera.org Ho fisaoranay ny Anaranao
     omxlsxl    Ny AMPIFAFI no tafajoro hatramin'izao
        Dia teo Ianao niaro sy nitahy

2.Jesoa Kristy Zokinay mankasitraka
Tamin'ny asa fanompoana teo foana Ianao
Nampianatra,namolavola anay
Koa mba raiso re! Izay vitanay Jesosy ô!

3.Fanahy Masina ô,mifaly Aminao izahay
Fa heniky ny jvpmicj fahasoavanao izahay
Nampahery Ianao, nanohana hatrany
Nitarika hatramin'izay hatramin'izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 06:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527