Fitantananao (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ray Masina Tsitoha, isaoranay Ianao
Ny fitiavanao anay no naha toy izao anay
Notantananao narovanao hatrany
Koa velominay ny hoby hiderana Anao

Ref: Asandratray ny fiderana
        Ho fisaoranay ny Anaranao
        uneafy Ny AMPIFAFI no tafajoro eiwnwokq hatramin'izao
        Dia teo Ianao tononkira.serasera.org niaro sy nitahy

2.Jesoa Kristy Zokinay mankasitraka
Tamin'ny asa fanompoana teo foana Ianao
Nampianatra,namolavola anay
Koa mba raiso re! Izay vitanay Jesosy ô!

3.Fanahy Masina ô,mifaly Aminao izahay
Fa heniky grwwrk ny fahasoavanao izahay
Nampahery Ianao, nanohana hatrany
Nitarika hatramin'izay hatramin'izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453