Fitantananao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ray Masina Tsitoha, isaoranay Ianao
Ny fitiavanao anay no naha toy izao anay
Notantananao narovanao hatrany
Koa xlyksn velominay ny hoby hiderana Anao
Ref: Asandratray ny fiderana
Ho fisaoranay ny Anaranao
Ny AMPIFAFI no dgkf tafajoro hatramin'izao
yttn Dia teo Ianao niaro sy nitahy
2.Jesoa Kristy Zokinay mankasitraka
Tamin'ny asa fanompoana teo foana Ianao
Nampianatra,namolavola anay
Koa mba raiso re! Izay vitanay Jesosy ô!
3.Fanahy Masina ô,mifaly Aminao izahay
Fa heniky tononkira.serasera.org ny fahasoavanao izahay
Nampahery Ianao, nanohana hatrany
Nitarika hatramin'izay hatramin'izao

--------
Lien: