FANTARO RE (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa noheverinao ve ny mandrakizay anao?
Efa noraisinao ve ny Fanahin' ny Tompo Tsitoha?
Efa nosaininao ve tononkira.serasera.org ny handanjalanja ny toetranao?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?
ref: Saino re (x2), ny hoavin'ny fkadrfwu fanahinao
Fantaro re (x2), izay tokony hatao
Fa ho avy ny andro fampakarana(beso) oh! oh! oh!
Ka aiza no misy anao
2- Efa voadionao ve ny fitafianao?
Efa eo an-tananao ve ny fiadiana rehetra?
Efa anananao ve ny tena fitiavana?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka cftsvzn aiza ho aiza no misy anao?
3- Efa nasehonao ve ny fahamarinana?
Efa mazoto ve ianao manatsara ny asan'ny Tompo?
Efa novanginao ve ireo mahantra sy mahonena?
Fa ho pjqfvm avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 671
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:18