FANTARO RE (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa noheverinao ve ny mandrakizay anao?
Efa noraisinao ve ny Fanahin' ny Tompo Tsitoha?
Efa nosaininao ve ny handanjalanja ny toetranao?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?
ref: Saino re (x2), ny hoavin'ny fanahinao
Fantaro re (x2), izay tokony hatao
cffmhrob Fa ho avy ny andro fampakarana(beso) oh! oh! dqrphoy oh!
tononkira.serasera.org Ka aiza no misy anao
2- Efa voadionao ve ny fitafianao?
Efa eo an-tananao ve ny fiadiana rehetra?
Efa anananao ve ny tena fitiavana?

3- Efa nasehonao ve ny fahamarinana?
Efa mazoto ve ianao manatsara ny asan'ny Tompo?
Efa novanginao ve ireo mahantra sy mahonena?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza sttmzle no misy anao?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 711
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:18