FANTARO RE (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa noheverinao ve ny mandrakizay anao?
Efa noraisinao ve ny Fanahin' ny Tompo Tsitoha?
Efa nosaininao ve ny handanjalanja ny toetranao?
Fa ho avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?
ref: Saino re (x2), ny hoavin'ny fanahinao
Fantaro re (x2), izay tokony hatao
Fa ho avy ny andro fampakarana(beso) oh! oh! mswuut oh!
Ka aiza no misy anao
2- Efa voadionao ve ny fitafianao?
Efa eo an-tananao ve ny fiadiana rehetra?
Efa anananao ve ny tena fitiavana?

3- iycmxfh Efa nasehonao ve ny fahamarinana?
Efa mazoto ve ianao manatsara ny asan'ny Tompo?
Efa novanginao ve ireo mahantra znoky sy mahonena?
Fa ho tononkira.serasera.org avy ny andro fampakarana, ka aiza ho aiza no misy anao?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmpifafiVisites : 671
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:18