Tsy haiko lazaina (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko fvzhhzjr lazaina ny fitiavanao
Tsy takatro an-tsaina ny herinao Tompo ô!
1- Variana sy sondriana aho
Mibanjina ireo ondrinao
Izay efa nania taminao
Kanefa ombanao Tompo
2- Avelanao hanjakako
Ny tendrombohitra sy lohasaha
Izaho anefa ry eauxswb Tompo dgtgo
Tsy mendrika ho zanakao
3- Ny ahimaitso handriako
Ny zava-boahary hifaliako
Dia tsapako fa tononkira.serasera.org fitiavanao
Ry Tompo tia ô!
(A/C) Razanamparany Bruno
Tsy takatro an-tsaina ny herinao Tompo ô!
1- Variana sy sondriana aho
Mibanjina ireo ondrinao
Izay efa nania taminao
Kanefa ombanao Tompo
2- Avelanao hanjakako
Ny tendrombohitra sy lohasaha
Izaho anefa ry eauxswb Tompo dgtgo
Tsy mendrika ho zanakao
3- Ny ahimaitso handriako
Ny zava-boahary hifaliako
Dia tsapako fa tononkira.serasera.org fitiavanao
Ry Tompo tia ô!
(A/C) Razanamparany Bruno
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 16/03/2026 13:30
