Vavaka voady (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao zary no voadiko, izao anio izao
Ny ataoko sy kasaiko, atolotro Anao
Satria fantatro, Andriamanitro
Fa Ianao no enppas Tompoko
Revorevo aho, nankafy izay mety ho soa
Nanantena ery, nahatoky fatratra
Hay raha tsy Ianao, no momba ahy
Zava-piana ny fiainako
2) Mamiko ery, sitrako tokoa
Ray o ny fitiavanao, tsy tononkira.serasera.org ipnn misy tambiny
Izaho indraindray, toa tsy nahare
Ka izao dia manenina
Faniriako koa, Ray o ny hiaraka Aminao
Anio dia anio, fa tsy hoe mbola hiandry indray
Raiso aho Tompo o, tano ho Anao
Fa Ianao no Tompoko
Ny ataoko sy kasaiko, atolotro Anao
Satria fantatro, Andriamanitro
Fa Ianao no enppas Tompoko
Revorevo aho, nankafy izay mety ho soa
Nanantena ery, nahatoky fatratra
Hay raha tsy Ianao, no momba ahy
Zava-piana ny fiainako
2) Mamiko ery, sitrako tokoa
Ray o ny fitiavanao, tsy tononkira.serasera.org ipnn misy tambiny
Izaho indraindray, toa tsy nahare
Ka izao dia manenina
Faniriako koa, Ray o ny hiaraka Aminao
Anio dia anio, fa tsy hoe mbola hiandry indray
Raiso aho Tompo o, tano ho Anao
Fa Ianao no Tompoko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 26/10/2026 06:14
