'Zaho ve Jesoa (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zaho ve Jesoa 'zao otako izao
'Zaho ve Jesoa 'zao ditrako izao
Ho raisonao ve,ho raisinao ve, ho raisonao ve Jesoa.
'Zaho ve Jesoa 'zao vavaka izao
'Zaho ve Jesoa 'zao talaho izao

Jesosy o jereo, mba jereo ity izao tononkira.serasera.org mitaraina Aminao
Esory any ireo ota nswa mankaleo Jesosy o vonjeo
Izaho ve Jesosy mba ho isan'ireo ankasitrahanao ireo
Jesoa o mba Jereo, Jesoa raiso aho, aza lavina.
Ref: Tiako tena tiako ny eo anilanao Jesoa
ny andro sisa hiainako, atolotro Anao
Mamy tena mamiko jmnbo ny hatsaram-ponao Jesoa
Ny fo sy fitiavako, tsy hiala Aminao Jesoa

'Zaho ve Jesoa oxnkjugj 'zao vavaka izao

tsy, tsy te hanindroa, tsy haveriko ireo ditrako
Fa neniko tokoa, neniko izay efa nanaranam-po
Tsy maintsy honerako, honerako avokoa ny ratsy vitako
Mba raiso re Jesoa, indro atolotro ny fifonako
Ref:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 661
Likes : 1 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 01/04/2025 10:39