Raiso re (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feoko, no hitarainako Aminao
Ny vavako, no indro hifonako izao
Loarako eto anatrehanao ny foko
Ambarako eto Aminao ny fahoriako

Ka mitalaho eo Aminao aho Jesosy o
Mifona sy mangataka Aminao anio
Mba raiso re na dia tsy mendrika ho Anao
Ty tanako ity, fa ampy ho ahy izao

Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako tononkira.serasera.org izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no faniriako fatratra

Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no svuylw faniriako, ka asandratro Aminao tokoa re

Indro Tompo mprp raiso ho Anao izao tenako izao
Raiso re na dia tsy mendrika
Fa hafoiko ho Anao
Ka ny fo(Raiso ho zgsps Anao ny foko)
Hirako (Raiso ho Anao ny hirako)
Androko (Raiso ho Anao ny androko)
Fa hafoiko( ho Anao ho Anao)

RANDRIANOMENJANAHARY Lovasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMF Androndra Fahasoavana
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 26/10/2026 06:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1171