Iza raha fantatrao (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao?
Ankamantatra tsotra ihany
Hevero ka lazao izay toerana ambaran'izany oh
Lay tononkira.serasera.org tanana (izay marom-pitia)
Raha hilaozana (dia sarotra ihany)
Satria lay akom-pahatsiarovana
Mampirotsaka tomany
Raha lazaina ho tanan-dehibe(hafahafa ihany)
Raha tononina ho ambanivohitra (toa tsy marina ikhfonj izany oh oh oh oh)
Ka mambabo (ny fo izay jerena)
Ka mamiratra (toa volamena)
Ary tiavina toy ny diamondra
Io no atao mgmogzow hoe tanan'Androndra
Fiangonan'ny Ray (an'i Ray oh)
Izay mijoro hatrizay (hatrizay)
No dhbm tsangam-bato navelan'ireo razanay
Tanàna kanto, meva milanto,
Mamy ka itoeranay
A/C Razanamparany Bruno mivady

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 4
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 25/10/2026 07:15