Ny Hatsaranao (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Fa nasandratry ny hatanorana
Tena sahy sy natoky tena
Dia nahay sy nanam-pahalalana
Nihevitra ho feno fahendrena
Toa niaina sy sondriana
(Toa lasa sondriana, tsisy anao)
Tojo rahom-pahoriana vao nahatsiaro fa hay mila Anao
(Tojo fahoriana mila Anao)
Ref
Solo
Lavo aho natsanganao
Babo aho fa navotanao
Novahanao ny fatorako
Ka nafahanao Jesoa oh
Choeur
Lavo aho fa natsanganao
Babo mafwtn aho fa navotanao
Nivaha ny fatorako
Ka afaka aho Jesoa oh
2/
Dia nitady izay nahatsara
Ny fiainana mba ho tafita
Tsy nahafantatra izay voarara
Fa nandramana avy izay hita
Mafy loatra ny haratsiana resy tosika ireo fanao ratsy
(Mafy ny haratsiana ka natao)
Fanerena tononkira.serasera.org tsy hay idifiana tonga adim-panahy tena mafy
(Tsy hay idifiana ady mafy)
Tompo oh tsy mendrika aho
Ny hanonona ny tdyikvgi Anaranao
Fa navelanao aho ka nantsoinao
Mba hitoetra eo akaikinao
(Tompo oh tsy mendrika aho)
Noho ireo fahotana natao
Rasinao aho ka nofidinao
Ho yvuqq mpitory NY HATSARANAO
Fa nasandratry ny hatanorana
Tena sahy sy natoky tena
Dia nahay sy nanam-pahalalana
Nihevitra ho feno fahendrena
Toa niaina sy sondriana
(Toa lasa sondriana, tsisy anao)
Tojo rahom-pahoriana vao nahatsiaro fa hay mila Anao
(Tojo fahoriana mila Anao)
Ref
Solo
Lavo aho natsanganao
Babo aho fa navotanao
Novahanao ny fatorako
Ka nafahanao Jesoa oh
Choeur
Lavo aho fa natsanganao
Babo mafwtn aho fa navotanao
Nivaha ny fatorako
Ka afaka aho Jesoa oh
2/
Dia nitady izay nahatsara
Ny fiainana mba ho tafita
Tsy nahafantatra izay voarara
Fa nandramana avy izay hita
Mafy loatra ny haratsiana resy tosika ireo fanao ratsy
(Mafy ny haratsiana ka natao)
Fanerena tononkira.serasera.org tsy hay idifiana tonga adim-panahy tena mafy
(Tsy hay idifiana ady mafy)
Tompo oh tsy mendrika aho
Ny hanonona ny tdyikvgi Anaranao
Fa navelanao aho ka nantsoinao
Mba hitoetra eo akaikinao
(Tompo oh tsy mendrika aho)
Noho ireo fahotana natao
Rasinao aho ka nofidinao
Ho yvuqq mpitory NY HATSARANAO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 09/08/2026 14:30
