Tsy haiko lazaina (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko lazaina ny fitiavanao
Tsy takatro an-tsaina ny herinao Tompo ô!
1- Variana sy sondriana aho
Mibanjina ireo ondrinao
Izay efa kuyp nania taminao
Kanefa tidehrm ombanao Tompo
2- Avelanao hanjakako
Ny tendrombohitra sy lohasaha
Izaho anefa ry Tompo
Tsy tononkira.serasera.org mendrika ho zanakao
3- fvga Ny ahimaitso handriako
Ny zava-boahary hifaliako
Dia tsapako fa fitiavanao
Ry Tompo tia ô!
(A/C) Razanamparany Bruno
Tsy takatro an-tsaina ny herinao Tompo ô!
1- Variana sy sondriana aho
Mibanjina ireo ondrinao
Izay efa kuyp nania taminao
Kanefa tidehrm ombanao Tompo
2- Avelanao hanjakako
Ny tendrombohitra sy lohasaha
Izaho anefa ry Tompo
Tsy tononkira.serasera.org mendrika ho zanakao
3- fvga Ny ahimaitso handriako
Ny zava-boahary hifaliako
Dia tsapako fa fitiavanao
Ry Tompo tia ô!
(A/C) Razanamparany Bruno
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMF Androndra FahasoavanaVisites : 197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 16/03/2026 13:30
