Inona re? (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa sitrakao ry Tompo no yanezojs hivelomanay ety
Tsy ny sitraponao anefa no nataonay fa satria
Varinan-drendrarendra tsy nandala ireo didinao
Ka nitoky tamin'izany izay mandalo foana ihany

Ref: Inona re, no havalinao?
itomany ve? sa hitalaho?
Tomany ve, havonjy anao?
fibebahana no anjaranao

2) Izahay no nania kanefa Ianao ry Tompo tia
No nivesatra ny mafy, nangirifiry sy nihafy
Safo-kenatra izahay fa Ianao indray tononkira.serasera.org ry Tompo o
No nitondra ny mangidy sy mafaitra noho ny helokay

3) Fantatray ry Tompo cjcw o, fa ijtaer misy fiainam-baovao
Izay mazana anefa mbola miodina Aminao
Fantatray koa fa ny nofo dia voninkazo ihany
Mbola hihintsana sy hiofo
Nefa mba te handova izany

Razanaparany Bruno mivady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMF Androndra Fahasoavana
Vangy : 33
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 25/10/2026 07:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349