Tsy haiko lazaina (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko lazaina ny fitiavanao
Tsy takatro an-tsaina ny herinao Tompo ô!

1- Variana sy sondriana aho
Mibanjina ireo ondrinao
Izay efa nania taminao
Kanefa epodiuk ombanao Tompo

2- Avelanao hanjakako
Ny tendrombohitra sy lohasaha
Izaho anefa ry Tompo
Tsy rxdf mendrika ho zanakao

3- tononkira.serasera.org Ny ahimaitso handriako
Ny zava-boahary hifaliako
Dia tsapako fa fitiavanao
Ry Tompo tia ô!

(A/C) Razanamparany srgwatr Bruno

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMF Androndra Fahasoavana
Hits : 199
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 16/03/2026 13:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288