Andriamanitra o tafatoetra (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, tafatoetra izao ny foko ka te hidera Anao
Ny hirako izao omeko ho hanitra ho Anao ry Raiko o!
Na fahoriana no entiko ety, na fifaliana dia ho Anao
Fa tsapako ry Tompo o, qgercfj ny fitiavanao
Andriamanitra xugp o, ny fifaliako dia ny hitoetra mandrakizay ho Anao
ka izay tsara indrindra, atolotro ho Anao ftnoomqy ry Raiko o
Talentako sa fahaizana ve, dia samy atolotro Anao
Ka raiso re, ry Tompo o izay ananako
ou ou ou ...
Andriamanitra tononkira.serasera.org o, tafatoetra izao ny foko ka te hidera Anao

Fa tsapako ry Tompo o, ny fitiavanao
A/C: RAZANAKOTO Haja Aubry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 405
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 01/04/2025 12:37