Zay afafy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay afafy

Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy natao kiyvbw ka manara-po
Nefa tsarovy tononkira.serasera.org ry olona o!
Mbola hotsaraina ianao

Ratsy atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra antenaina

Zay afafy ihany no jinjaina (2)

Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay atao ety
Fantany avokoa ny ao am-po
Izy no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny vqykmi andro lava)

Ny mpanompo ratsy tsy ho spylk fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 2911
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Maholy
Daty : 14/07/2005 02:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296