MAMELA NY HELOKO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny otako
’Ty aho ydxhod Raiko o!
Manantena famelana avy aminao
Ry ’lay Nahary ny tontolo
Zay niainako tety vajimjwm fahizay
Tompo Mpamonjy ny lalako
Toa tsy hisy fitsaharana
Reny hadisoako nandratra fo
Ray o! Mamela ny heloko
Fantatrao hatrizay ary hitanao tononkira.serasera.org koa
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro urqtgf ho Anao manontolo
Ray o! Mamela ny heloko
Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao
Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory
Ny hazavanao manontolo no mitsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao
’Ty aho ydxhod Raiko o!
Manantena famelana avy aminao
Ry ’lay Nahary ny tontolo
Zay niainako tety vajimjwm fahizay
Tompo Mpamonjy ny lalako
Toa tsy hisy fitsaharana
Reny hadisoako nandratra fo
Ray o! Mamela ny heloko
Fantatrao hatrizay ary hitanao tononkira.serasera.org koa
Zay rehetra kasainay atao
Ny foko no atolotro urqtgf ho Anao manontolo
Ray o! Mamela ny heloko
Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao
Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory
Ny hazavanao manontolo no mitsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 3409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/03/2007 16:45
