Zay afafy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay umbny afafy

Saingy tsy valiana tononkira.serasera.org vetivety
Ny ratsy natao ka manara-po
Nefa tsarovy ry olona o!
Mbola hotsaraina ianao

Ratsy atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra ejmzcoi antenaina

Zay afafy ihany no jinjaina (2)

Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay atao ety
Fantany avokoa ny ao am-po
Izy no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny rcskcqti andro lava)

Ny mpanompo ratsy tsy ho fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Hits : 2958
Likes : 0 Like
Created by : Maholy
Date : 14/07/2005 02:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2909