Aza manahy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Andeha hidera
ndao hidera ny Tsitoha
Raha mbola miaina koa

Tsinjovinao ny vorona
tsy mba mamafy
Na koa mijinja
Nefa tian’ny Ray
Aoka tsy hanahy
Manoatra orery ianao

Andeha hihobytononkira.serasera.org
Ndao hihoby ny Fanahy
Raha mbola miaina koa

Dinihonao ny voninkazo
Tsy mba miasa
Na koa mamoly
Nefa tafiany voninahitra
Manoatra irery ianao

Andeha hisaotra
Ndao hisaotra an’i Jesoa
raha mbola miaina koa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 1954
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/05/2005 04:47:52
ID : 3114

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo