Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zay afafy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay afafy
Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy natao ka manara-po
Nefa tsarovy ry opybv olona o!
Mbola hotsaraina ianao
Ratsy fvrbphs atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra antenaina
Zay afafy ihany no jinjaina (2)
Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay tononkira.serasera.org atao ety
Fantany avokoa ny ao am-po
Izy clers no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny andro lava)
Ny mpanompo ratsy tsy ho fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany
Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy natao ka manara-po
Nefa tsarovy ry opybv olona o!
Mbola hotsaraina ianao
Ratsy fvrbphs atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra antenaina
Zay afafy ihany no jinjaina (2)
Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay tononkira.serasera.org atao ety
Fantany avokoa ny ao am-po
Izy clers no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny andro lava)
Ny mpanompo ratsy tsy ho fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2957
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Maholy
Date : 14/07/2005 02:54
