Nisolo voina (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisolo voina mfucepll anay, fzzd Ianao Jesoa
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy cdjw ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tononkira.serasera.org tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy cdjw ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tononkira.serasera.org tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2499
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/05/2005 05:10
