MPANOTA AHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana vitako
Ka rbpv tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana cgimn izay tononkira.serasera.org natao

Mba uimr tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy re ty zanakao

Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Hits : 2664
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/10/2007 06:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308