ANDRIAMANITRA MPITIA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy

Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy manadà
Mitsinjo tsy ho very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
    
Tsiky dia ampy    Manatona ianao, fa ho tsapanao
    Ny miaraka amin'i Jesoa tia
    Hasambarana doria

Tia antsika Andriamanitra
Ny zanaka nandao ny lanitra
Jesoa Kristy, nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy

     Manatona ianao, fa ho tsapanao
     Ny miaraka amin'i Jesoa tia
     Hasambarana doria

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 656
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Màrviç
Tamin'ny : 17/08/2017 10:18:12
ID : 9861

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo