Manankarena (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manankarena cfjrzh famindram-po Ianao
Ry Raiko o! zay any an-danitra
Ny heloka ny ota nankafizinay
Tsy nahasakana ny fitiavanao
Indro Jesosy tonga hamonjy
Nafoinao ho anay ho sorona
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Manankarena famindram-po Ianao
Ry Raiko vryfuof o! mpamorona anay
Leferinao ny ditra sy hadalanay
Fitiavana no he! tononkira.serasera.org nasetrinao
Tsy sitrakao ho very izahay
Nirahinao Jesoa ndgen ho avotray
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Ry Raiko o! zay any an-danitra
Ny heloka ny ota nankafizinay
Tsy nahasakana ny fitiavanao
Indro Jesosy tonga hamonjy
Nafoinao ho anay ho sorona
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Manankarena famindram-po Ianao
Ry Raiko vryfuof o! mpamorona anay
Leferinao ny ditra sy hadalanay
Fitiavana no he! tononkira.serasera.org nasetrinao
Tsy sitrakao ho very izahay
Nirahinao Jesoa ndgen ho avotray
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2690
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 05:17
