GOLOGOTA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao Gologota
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy izany ry koeuwfdu Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy mba meloka
Vokatry ny otanay
Niaritra yetmack ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa olona ambony
Novonoina lipknedq Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana anay izay tsy ao amin-dRay tononkira.serasera.org
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy izany ry koeuwfdu Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy mba meloka
Vokatry ny otanay
Niaritra yetmack ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa olona ambony
Novonoina lipknedq Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana anay izay tsy ao amin-dRay tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2976
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : napoleon
Date : 24/10/2007 06:52
