VOAVOTRAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny haravoako jbvnuuf haezunig ry Jesoa Tompoko
Fa nataonao anisan'ireo voavotrao
Ny entam-pahotako 'zay nivesarako
Ny hazofijalianao no nanamaivana
Endrey ny hafaliana 'zay nomenao ahy
Fa zwmhxfju nataonao anisan'ireo zanakao
Na dia tsy mendrika aza 'ty nofoko malia
Nandresy noho Ianao ry Jesoa Mpamonjy Tia
Mpitandrina RAHAINGONJANAHARY tononkira.serasera.org Rodolphe 1991

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 16:23