Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOAVOTRAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny haravoako zdtboei ry Jesoa Tompoko
Fa nataonao anisan'ireo voavotrao
Ny entam-pahotako 'zay nivesarako
Ny hazofijalianao no nanamaivana
Endrey ny hafaliana 'zay nomenao ahy
Fa tononkira.serasera.org nataonao anisan'ireo zanakao
Na dia tsy ontnyh mendrika aza 'ty sxbwor nofoko malia
Nandresy noho Ianao ry Jesoa Mpamonjy Tia
Mpitandrina RAHAINGONJANAHARY Rodolphe 1991

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 1041
Likes : 0 Like
Created by : ralhforce
Date : 13/07/2018 16:23