Zay afafy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay afafy
Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy natao yasau ka pbmdqp manara-po
Nefa tsarovy ry olona o!
Mbola hotsaraina ianao
Ratsy atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra antenaina
Zay afafy ihany no jinjaina (2)
Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay atao ety
Fantany avokoa ny ao tononkira.serasera.org am-po
Izy no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny andro lava)
Ny kwpdidyr mpanompo ratsy tsy ho fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany
Saingy tsy valiana vetivety
Ny ratsy natao yasau ka pbmdqp manara-po
Nefa tsarovy ry olona o!
Mbola hotsaraina ianao
Ratsy atao dia elo andrandraina
Soa atao dia lanitra antenaina
Zay afafy ihany no jinjaina (2)
Ilay Andriamanitra Tompo
Mahita izay atao ety
Fantany avokoa ny ao tononkira.serasera.org am-po
Izy no hitsara anao
(K\\’aza manjehy ny andro lava)
Ny kwpdidyr mpanompo ratsy tsy ho fantany
Ny mpanompo tsara hifaliany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2909
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Maholy
Daty : 14/07/2005 02:54
