Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOAVOTRAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny haravoako ry hstvvyw Jesoa Tompoko
Fa nataonao anisan'ireo voavotrao
Ny entam-pahotako 'zay tononkira.serasera.org nivesarako
Ny hazofijalianao no nanamaivana
Endrey ny hafaliana 'zay nomenao mxhqyk ahy
Fa nataonao anisan'ireo zanakao
Na dia tsy mendrika aza 'ty nofoko malia
Nandresy noho cdzsuq Ianao ry Jesoa Mpamonjy Tia
Mpitandrina RAHAINGONJANAHARY Rodolphe 1991

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 1039
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ralhforce
Date : 13/07/2018 16:23