TSY MANAVAKAVAKA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara fahasoavana
Na ny oxogr lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy manavakavaka
Na oqiogzb ny fotsy na ny mainty
Tompo tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy lvtpus hanavakavaka
Indrindra ireo mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa andrasana aminao tononkira.serasera.org
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara fahasoavana
Na ny oxogr lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy manavakavaka
Na oqiogzb ny fotsy na ny mainty
Tompo tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy lvtpus hanavakavaka
Indrindra ireo mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa andrasana aminao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/11/2007 14:32
