Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MANAVAKAVAKA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara tononkira.serasera.org fahasoavana
Na ny lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy manavakavaka
Na ny fotsy na xwwmim ny mainty
Tompo tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy hanavakavaka
Indrindra ireo swceskp mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa tqyzkeci andrasana aminao
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara tononkira.serasera.org fahasoavana
Na ny lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy manavakavaka
Na ny fotsy na xwwmim ny mainty
Tompo tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy hanavakavaka
Indrindra ireo swceskp mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa tqyzkeci andrasana aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2520
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/11/2007 14:32
