Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MANAVAKAVAKA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara bikg fahasoavana
Na ny lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy tononkira.serasera.org manavakavaka
Na ny fotsy na ny mainty
Tompo fikey tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika juczznuh izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy hanavakavaka
Indrindra ireo mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa andrasana aminao
Izy mampihavana sady be fitiavana
Tsy manavakavaka Jehovah Andriamanitra
Izy tsy miangatra mizara bikg fahasoavana
Na ny lahy na ny vavy
Tompo tsy manavakavaka
Na ny kely na ny lehibe
Tompo tsy tononkira.serasera.org manavakavaka
Na ny fotsy na ny mainty
Tompo fikey tsy manavakavaka
Na ny ory na ny manana
Tompo tsy manavakavaka
Isika juczznuh izay milaza fa manara-dia an’i Kristy
Tokony tsy hanavakavaka
Indrindra ireo mpanota izay mitady ny hamoy fo
Tokony tsy hahilikilika
Ireny no asa andrasana aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2481
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/11/2007 14:32
