Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mponina eran-tany derao ny Tomponao
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao am-po
Ry olombelona o! Ahoana tononkira.serasera.org ny hevitrao
Hiova xzkzueti ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba smeqar ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina vao ujwl ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao am-po
Ry olombelona o! Ahoana tononkira.serasera.org ny hevitrao
Hiova xzkzueti ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba smeqar ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina vao ujwl ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 07:58
