RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry meycuqcs mponina eran-tany derao ny Tomponao
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao keygpmzl am-po
Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao
Hiova ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba wufze ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina tononkira.serasera.org vao ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao keygpmzl am-po
Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao
Hiova ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba wufze ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina tononkira.serasera.org vao ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2400
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 07:58
