RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mponina eran-tany derao tononkira.serasera.org ny ufowfgwe Tomponao
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra yenfqz aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao am-po
Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao
Hiova ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina vao ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana goocc
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra yenfqz aina koa
Antsika izay milonjy fahoriana ao am-po
Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao
Hiova ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba ratsy ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina vao ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana goocc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2459
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 07:58
