Nisolo voina (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qcsdw Nisolo voina anay, Ianao Jesoa
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso tononkira.serasera.org sy ny yjigxqn latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia uxsuv natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso tononkira.serasera.org sy ny yjigxqn latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia uxsuv natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 05:10
