Nisolo voina (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisolo voina anay, Ianao Jesoa
Nanavotra anay, Ianao tononkira.serasera.org Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao jkogwl suboprhs soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny xrupzojj otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
Nanavotra anay, Ianao tononkira.serasera.org Jesoa
Niaritra ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao jkogwl suboprhs soa
Kanefa Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny xrupzojj otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2501
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/05/2005 05:10
